· Mino izahay fa ny tanjon'Andriamanitra ho an'ny olombelona dia ny manomana ireo izay antsoiny - sy ireo izay misafidy hanana fiainana voatokana handresy ny ota, hampitombo ny toetra marina, ary hitombo ao anatin’ny fahasoavana sy ny fahalalana – ho tompon’ny Fanjakan’Andriamanitra, ary ho tonga mpanjaka sy mpisorona, hiara-hanjaka amin'i Kristy eto an-tany amin'ny fiverenany.
· Mino izahay fa ny antom-pisian’ny ny olombelona dia ny hateraka ara-bakiteny ao amin'ny Fianakavian' Andriamanitra amin’ny maha-Fanahy (Romana 6: 15-16; 8: 14-17, 30; Asa. 2:39; 2 Petera 3:18; Apokalypsy 3: 5; 5:10)