Ny Batisan’ny rano sy ny fametrahan-tanana

·         Mino ny Didy momba ny batisa izahay, amin'ny alàlan'ny fandrobohana ao anaty rano aorian'ny fibebahana. 
       Amin'ny alàlan'ny fametrahan-tanana sy ny vavaka, dia mandray ny Fanahy Masina ny mpino vita batisa, ary tonga momba ny tenan'i Jesosy Kristy (Matio 3:13, 16; Jaona 3:23; Asa. 2:38; 8:14 -17; 19:
5-6; 1 Korintiana 12:13).